Fampafatarana - Plateforme des étudiants Malagasy

Title
Aller au contenu
.
Plateforme des étudiants Malagasy
Misokatra hoan'ny Malagasy rehetra ny Fikambanana
Niforona tamin’ny 11 septembre 2015

Foibe : Paris
Firemena mpiakambana ao aminy : France, Allemagne, Chine, Canada, Ile Maurice, La Réunion, Suisse, Maroc

Mpikambana voaisa aout 2020 : mpianatra 306 : 120 : Eropa
Associations mpianatra maro no efa mikambana ao aminy
Tanjona:
-         Mba ahafahan’ny mpianatra mifandray sy mifanakalo hevitra eo amin’ny samy mpianatra malagasy
-         Arofanina ira hoentina ijerevana ny olan’ny mpianatra aty ivelany na ny mianto-tena na ny mahazo vatsim-pianarana

Misokatra hoan'ny rehetra ny Fikambanana
Miantso ny mpianatra rehetra izay mbola tsy mpikambana mba hanatevin-daharana anay
 
Misy ny fivoriana izay ho atao amin’ny volana mai ho avy izao hifidianana ny birao vaovao
 
Marihina fa izahay bureau non permanent no mitondra vonjimaika amin’izao satria efa lany tamin’ny décembre lasa teo ny fotoam-pitantanan’ny filoha teo aloha
Fanazavana Fanampiny
info@gasiko.com
Retourner au contenu